SEHATRY NY ANKIZY

Sorabe

                                          NY SORABE


Toy izao ny SORABE raha misy te-hahalala. Ny endriny dia misy itovizany amin'ny teny arabo.
Tsy vitsy ireo  teny malagasy misy itovizany aminy: toy ny soratra dia mety any amin'ny teny hoe: surat.



 

 

 

Antsoina hoe "KABIBO"  ny olona voafidy hitandrina ny boky mirakitra ny sorabe sy ny fahendrena ao aminy.
"Boky masina" no iantsoana azy. Voarakitra ao ny tantaran'ny foko, ny lovantsofina sy ireo fahaizana mampiavaka ny antemoro: sikidy, fanandroana, ... Miampita amin'ny taranaka izany kolontsaina izany mandrak'ankehitriny.

Ny tantaran'i Darafify ohatra dia voasoratra amin'ny sorabe. Ny taonjato faha-18 no nanoratana azy.

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement