SEHATRY NY ANKIZY

Ireo vadin'Andrianampoinimerina

Misy 27 no voatanisa eto dia ireo fata-daza, nefa araka ny lovantsofina dia mbola misy hafa
 
 

-Rambolamasoandro 
(nisaorany tato aoriana )

-Ramanantenasoa

-Rabodozafimanjaka

-Rasendrasoa

-Rafotsirahisatra

-Ratsimiantahasoa

-Ramiangaly

-Rabodonimerina: vadiny voalohany

-sny reniny Renibodonimerina

-Ramatoaramisa

-Rasoamananoro

-Ravaonimerina

-Ravaomanjaka

-Razafitrimo
-Ravalomisa

-Ramanantenasoa

-Rafotsirabodonizimirahalahy 
(novinadin’i Radama I koa izy tato aoriana)

-Ravaoandriana 

-Rafotsirahety

-Rafaravavy

-Razafinavalona.

-Rasamona

-Rasendra

-Rabodondrainibe.

-Rabodo  (Ambohimalaza)

-Rafotsiraivoramiandra 

-Rasoafaniry

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement