SEHATRY NY ANKIZY

FILAMATRA sy tahiry

1-Madagasikara tanindrazanay,Tany sarobidy masina tokoa. Lova soa nomen’ny razanay taloha, Maty ho anao no tena lazanay. 2- ‘Sika rehetra izao , akanga miara-dia. Tsy azo ho tabaina na ravàna koa. Ka hitomban-dahy hiasa re satria. Io no loharano fototry ny soa.3- Malagasy ô! handeha hifankatia. Ho mpirahalahy tena iray tampo. Ny hifankahala hataovy sanatria. Tena iray tokoa ny saina sy ny fo . Mitsangana ry tanora Mitsangan k’aza manana ahiahy ‘Zao no andro sady ora Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy

NY FILAMATRA (devise)

1960-1974 

REPOBLIKA MALAGASY 

Fahafahana–Tanindrazana–Fandrosoana
Liberté-Patrie-Progrés

1975-1992 

REPOBLIKA DEMOKRATIKA MALAGASY 

Fahafahana – Tanindrazana – 
Tolom-piavotana
Liberté-Patrie-Révolution

1993 – 1997

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA 

Fahafahana – Tanindrazana – Fahamarinana
Liberté-Patrie-Honnêteté

1998-24 janoary 2014

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA 

Fahafahana – Tanindrazana – Fandrosoana 
Liberté-Patrie-Progrés

 Ny 25 janoary 2014 (nanombohan' ny Repoblika faha-efatra) ka hatramin'izao.  REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Fitiavana-
Tanindrazana-
Fandrosoana
Amour-Patrie-Progr
és

 

Maro amin-tsika ankizy no tsy mahalala ny tarehin'i Andriamatoa Tsiranana mivady izany (1964)

 





MADAGASIKARA TANINDRAZANAY
          HIRA FANEVAN'NY MDRM TAMIN'NY 1947

1-Madagasikara tanindrazanay,
Tany sarobidy masina tokoa.
Lova soa nomen'ny razanay taloha.
Maty ho anao no tena lazanay.


Isan'andininy:
Mitsangana ry tanora 
Mitsangana k'aza manana ahiahy .
"Zao no andro sady ora. 
Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy

 

2-'Sika rehetra izao , akanga miara-miara-dia 
Tsy azo ho tabaina na ravana koa.
Ka hitomban-dahy hiasa re satria. 
Io no loharano fototry ny soa.

3-Malagasy o, handeha hifankatia. 
Ho mpirahalahy tena iray tampo. 
Ny hifankahala ataovy sanatria. 
Tena iray tokoa ny saina sy ny fo

Tonony: Jacques Emma RAHAMEFY
Feony: RAHAMEFISON
MDRM: Mouvement démocratique de la 
rénovation  Malgache 


Copyright © www.ankizy.fr.gd  2007-
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement